plt_tn/act/14/14.md

992 B

nandrovitra ny fitafiany izy ireo

Izany dia fihetsika hanehoana ny hatezeran'izy ireo fa ireo vahoaka dia naniry ny hanao sorona azy ireo.

Ry lehilahy, nahoana ianareo no manao izao zavatra izao?

Niteny mafy ireo olona izay niezaka nanao sorona azy ireo i Barnabasy sy i Paoly. DH: "Ry lehilahy, ianareo dia tsy tokony hivavaka aminay!"

Izahay ihany koa dia olombelona mitovy fahatsapana aminareo ihany

Tamin'io fanambarana io i Barnabasy sy i Paoly dia milaza fa izy ireo dia tsy Andriamanitra. DH: "Izahay dia olombelona tahaka anareo fotsiny ihany. Izahay dia tsy Andriamanitra!"

mitovy fahatsapana aminareo ihany

"tahaka anareo amin'ny lafiny rehetra"

hitodihanareo hiala amin'izao zava-poana izao ho any amin'Andriamanitra velona

"atsaharo ny fivvavahanareo amin'ireo andriamanitra sandoka izay tsy afaka ny hanampy anareo fa mivavaha kosa amin'ny Andriamanitra velona"

amin'Andriamanitra velona

"Andriamanitra izay tena misy marina"

nandeha

"miaina araka ny"