plt_tn/act/14/05.md

784 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy.

nanandrana nandresy lahatra ny mpitarika azy ireo

"niezaka nandresy lahatra ireo mpitarika tao Ikonioma." Eto ny "nanandrana" dia manambara fa tsy afaka nandresy lahatra tanteraka azy ireo izy ireo talohan'ny nandaozan'ireo apostoly ny tanàna.

mba hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy

"mba hikapoka an'i Paoly sy i Barnabasy ary hamono azy ireo amin'ny fitoraham-bato"

Lykaonia

Distrika iray any Azia Minora

Lystra

Tanàna iray ao Azia Minora, atsimon'Ikonioma ary avaratr'i Derbe.

Derbe

Tanàna iray ao Azia Minora, atsimon'Ikonioma sy Lystra

tany izy ireo no nitory ny filazantsara

I Paoly sy i Barnabasy ihany koa dia nitory ny filazantsara tany"