plt_tn/act/13/38.md

865 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "azy" dia manondro an'i Jesosy

aoka ho fantatrareo izany

"fantaro fa" na "zava-dehibe ny fahafantaranareo"

ry rahalahy

Nampiasa io fiantsoana io i Paoly satria izy ireo dia namany Jiosy ary mpanaradian'ny Jodaisma. Izy ireo dia tsy mpino Kristianina tamin'io fotoana io. DH: "ry Israelita namako ary ireo namako hafa"

fa tamin'ny alalan'io lehilahy io no nanambarana taminareo ny famelana ny fahotana

DH: "fa izahay hanambara aminareo fa ny fahotanareo dia voavela amin'ny alalan'i Jesosy Kristy"

famelana ny fahotana

DH: "Fa Andriamanitra dia hamela ny otanareo"

Amin'ny alalany ny olona tsirairay izay mino

"ireo rehetra izay mino Azy"

Amin'ny alalany ny olona tsirairay izay mino dia voamarina

DH: "I Jesosy dia hanamarina izay rehetra mino"

ny zavatra rehetra

"ny fahotana rehetra"