plt_tn/act/13/11.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Vita ny lahatenin'i Paoly tamin'i Elisa.

fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "ianao" sy "izy" dia miresaka an'i Elymasy.

fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Serjio Paolosy, governora (governoran'i Pafosy).

ny tanan'ny Tompo eo aminao

Eto ny "tànana" dia maneho ny herin'Andriamanitra ary "eo aminao" dia midika fanamelohana DH: "Ny Tompo dia hanasazy anao"

ho tonga jamba ianao

DH: "Ho ataon'Andriamanitra Jamba ianao"

tsy hahita ny masoandro

Elymasy dia ho jamba tanteraka ka tsy hahita ny masoandro mihitsy. DH: "tsy hahita masoandro mihitsy ianao"

aloha

"mandritra ny fe-potoana" na "mandra-pahatongan'ny fotoana voatendrin'Andriamanitra"

nilatsaka tao amin'i Elimasy ny fahanjavozavonana sy fahamaizinana

"ny mason'i Elymasy dia nanjary nanjelanjelatra ary avy eo maizina" na "nanomboka nanjavozavo ny fahitan'i Elymasy ary tsy nahita na inona na inona izy avy eo"

nino izy

nino an'Jesosy izy

gaga tamin'ny fampianarana momba ny Tompo izy

DH: "ny fampianaran'ny Tompo dia nahagaga azy"