plt_tn/act/12/03.md

979 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Heroda

Ary rehefa hitany fa nahafaly ireo Jiosy izany

"Rehefa fantatr'i Heroda fa nahafaly ireo mpitarika Jiosy ny namonoana an'i Jakôba"

nahafaly ireo Jiosy

"nahafaly ireo mpitarika Jiosy"

Izany dia

"Nanao izany i Heroda" na "Nitranga izany"

ny andron'ny mofo tsy misy masirasira

Izany dia manondro fotoam-piravoravoana fanaon'ny jiosy nandritra ny vanim-potoanan'ny Paska. DH: "fety rehefa nihinana mofo tsy misy leviora ny vahoaka jiosy"

miaramila efa-toko

"vondrona miaramila efatra". Samy nisy miaramila efatra avy ny vondrona izay niambina an'i Peter, antoko iray isaky ny mandeha ny ekipa tsirairay. Ireo vondrona dia nizara ny 24 ora ho efatra. Miaramila roa teo anilany ary roa teo akaikin'ny fidirana.

nikasa ny hitondra azy eo amin'ny olona

"Nikasa hitsara an'i Petera teo anatrehan'ny vahoaka i Heroda" na " nikasa hitsara an'i Petera teo anatrehan'ny vahoaka jiosy"