plt_tn/act/11/15.md

819 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "isika"di manondro an'i Petera, ireo Apostoly ary ireo mpino Jiosy izay nandray ny Fanahy Masina tamin'ny Pentekosta.

Raha vao nanomboka niteny tamin'izy ireo aho, ny Fanahy Masina dia tonga tamin'izy ireo

Izany dia midika fa i Petera dia tsy nahavita ny teniny hatramin'ny farany nefa naniry hiteny bebe kokoa.

ny Fanahy Masina dia tonga tamin'izy ireo, tahaka ny nidinany taminay tany am-boalohany

DH: "Nankeny amin'ireo mpino Jentilisa ny Fanahy Masina tahaka ny nahatongavany teny amin'ireo mpino Jiosy nandritran'ny Pentekosta"

tany am-boalohany

I Petera eto dia manondro ny andro voalohan'ny Pentekosta.

ianareo dia mila hatao batisa ao amin'ny Fanahy Masina

Izany dia azo afohezina. DH: "Hanao Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina Andriamanitra.