plt_tn/act/11/04.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namaly ireo Jiosy i Petera tamin'ny filazana azy ireo ny momban'ny fahitany sy momban'izay nitranga tao an-tranon'i Kornelio.

Petera nanomboka nanazava

Tsy nitsikera an'ireo mpino jiosy i Petera fa naneho hevitra tamin'ny fomba feno fanajana.

tamin'ny antsipirihiny

"izay tena nitranga"

tahaka ny lamba lehibe

Ilay tranon izay mitazona ireo biby dia nanana endrika lamba lehibe efa-joro. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 10:9.

tamin'ireo zorony efatra

"ary ny zorony efatra dia mihantona" na "miaraka amin'ireo zoro efatra lehibe kokoa noho ny ambiny." Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 10: 9.

ireo biby manan-tongotra efatry ny tany

biby manan-tongotra eto an-tany - Araka ny valin-tenin'i Petera, dia azo lazaina fa ny lalàn'i Mosesy dia nandidy ireo Jiosy mba tsy hihinana ny sasany amin'izy ireo. DH: "biby sy vorona izay noraran'ny lalàn'i Mosesy ny fihinanan'ireo Jiosy azy." Jereo ny fomba nandikanao andian-teny mitovy amin'izany ao amin'ny 10: 9