plt_tn/act/10/07.md

626 B

Rehefa lasa ilay anjely izay niresaka taminy

"Rehefa tapitra ny fahitan'i Kornelio an'ilay anjely"

miaramila mpivavaka iray tamin'ireo izay nanompo azy.

"Anisan'ny miaramila nanompo azy izay nanompo an'Andriamanitra koa." Nidera an'Andriamanitra io miaramila io. Tsy fahita firy tao amin'ny tafika romanina izany, ka ireo miaramila hafa an'i Kornelio dia mety tsy nanompo an'Andriamanitra mihitsy.

nilaza tamin'izy ireo izay rehetra nitranga

Nanazava ny fahitany tamin'ny mpanompony roa sy ny miaramilany iray i Kornelio.

nandefa azy ireo tany Jopa

"naniraka ny mpanompony roa lahy sy miaramila iray tany Jopa"