plt_tn/act/09/33.md

32 lines
754 B
Markdown

# Nahita olona
I Petera dia tsy nivonona ny hitady olona malemy saingy nitranga anefa izany. DH: "indro Petera tafahoana tamin'ny lehilahy iray"
# lehilahy iray antsoina hoe Aenasy
Io dia mampiditra an'i Aenasy ao anatin'ny tantara.
# izay efa teo am-pandriany nandritry ny valo taona, satria nalemy izy
Io dia fampahafantarana mahakasika an'i Aenasy
# nalemy
tsy afaka mandeha, mety tsy afaka mampihetsika ny tapany ambany amin'ny vatany
# amboary ny fandrianao
"ahoreno ny fandrinanao"
# izay rehetra nipetraka
ireo olona izay niaina
# tao Lyda sy tao Sarona
Ny tanànan'i Lydda dia tany amin'ny Lemak'i Sarona.
# nahita ilay lehilahy
Tsara raha lazaina fa hitan'izy ireo fa sitrana izy. DH: "nahita ilay lehilahy nositranin''i Petera"