plt_tn/act/09/05.md

369 B

Iza ianao, Tompo?

I Saoly dia tsy niaiky fa i Jesosy no Tompo. Nanao izany izy satria fantany fa miresaka amin'ny olona izay manana hery mihoatra ny natiora.

fa mitsangàna, midira ao amin'ny tanàna

"mitsangàna ary mandehana any amin'ny tanànan'Damaskosy"

fa tsy nahita an' iza na iza

"fa tsy nahita olona." Teo dia i Saoly ihany no nahita ilay hazavana.