plt_tn/act/07/33.md

24 lines
636 B
Markdown

# Esory ny kapa
Niteny izany an'i Mosesy Andriamanitra mba ho fanomezam-boninahitra Azy.
# fa io toerana izay hijoronao io dia tany masina
Ny fampahafantarana tiana ho lazaina eto dia izay toerana hisehoan'Andriamanitra dia ny faritra rehetra manodidina an'io dia raisina ho tany masina noho i Andriamanitra.
# hitako tokoa
Ny teny hoe "tokoa" dia manamafy ilay zavatra hita.
# vahoakako
Io dia manamafy fa ireo olona ireo dia an'Andriamanitra. DH: "Ireo taranak'i Abrahama, Isaka, ary i Jakoba"
# efa nidina nanavotra azy ireo
"ny tenako no hanafaka azy ireo"
# koa ankehitriny
"miomana." Eto Andriamanitra dia nanome baiko