plt_tn/act/06/07.md

601 B

Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity andininy ity dia manome fampahafantarana farany mahakasika ny fitombon'ny fiangonana.

niparitaka hatrany ny tenin'Andriamanitra

Izany dia miresaka ny fitombon'ny isan ireo olona izay nino ny teny tahaka ny fitombon'ny tenin'Andriamanitra. DH: "ny isan'ny olona izay nino ny tenin'Andriamanitra dia nitombo"

lasa mpankatoa ny finoana

"nanaraka ny fampianaran'ny finoana vaovao"

finoana

Ireo mety handikana azy 1) ny hafatrin'ny filazantsara amin'ny fahatokiana an'i Jesosy na 2) ny fampianaran'ny fiangonana na koa 3) ny fampianarana Kristianina.