plt_tn/act/06/01.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

ity no fiatombohan'ny fizarana vaovao amin'ny tantara. I Lioka dia manome fampahafantarana fototra lehibe mba ahazahoana tsara ny tantara.

Jiosy miteny Grika

Izy ireo dia Jiosy izay niaina ela tany ho any amin'ny fanajakana Romana ivelan'Israely tany, ary niteny Grika. Ny fomba fiteny sy ny kolontsain'izy ireo dia somary samihafa amin'ireo izay nobeazina tao Israely.

ireo Hebreo

Izy ireo dia Jiosy izay dia lehibe tao Israely ary miteny Hebreo na Aramika. Ny mpiangona tao amin'ny fiangonan'izy ireo dia Jiosy ihany ary niova ho Jodaisma taty aoriana.

ireo mpitondra-tenany

Ireo vehivavy izay maty vady

natao tsinotsinona ny mpitondran-tenan'izy ireo

DH: "Ireo mpino hebreo dia nanao tsinotsinona ireo mpitondra-tena Grika

natao tsinotsinona

"noadinoana". Betsaka loatra izy ireo izay nila fanampiana ka maro ireo adino.

fizarana sakafo isan'andro

Ny ampahan'ny vola izay nomena ireo Apostoly dia nampiasaina hividianana sakafo hoan'ny fiangonan'ireo mpitondra-tena.