plt_tn/act/03/19.md

20 lines
646 B
Markdown

# Mibebaha, noho izany, ary miverena
Ny teny "mibebaha" sy "miverena" dia manambara ny fanovana ny fomba fisainana, ary fanalavirana ny ota ka hitodika amin'Andriamanitra.
# mba ho voavono ny fahotanareo
Azo hadika koa hoe: "mba hamonon'Andriamanitra ny otanareo"
# ny fotoana mahavelombelona eo anatrehan'ny Tompo
Ireo mety handikana azy 1) "fotoana hanamafisan'Andriamanitra ny fanahintsika"na 2) "fotoana hameloman'Andriamanitra anareo indray"
# mba handefa an'i Kristy
"mba mety handefasany an'i Kristy indray."Izany dia maneho ny fiverenan'i Kristy indray.
# izay voatendry ho anareo
Azo hadika koa hoe: "izay notendreny ho anareo"