plt_tn/act/02/43.md

1.2 KiB

Tonga teny amin'ny fanahy rehetra ny tahotra

Eto ny teny "tahotra" dia maneho ny fanajana lehibe sy hatalanjon'izy ireo amin'Andriamanitra. Ny teny "fanahy" dia maneho ny olona manontolo. DH: "ny olona tsirairay dia mahatsapa fanajana lalina sy hatalanjonana an'Andriamanitra"

fahagagana sy famantarana maro no vita tamin'ny alalan'ny apostoly

Ireto no mety ho diakany 1) "ireo Apostoly dia nanao fahagagana sy famantarana maro" na 2) Andriamanitra dia nanao fahagagana sy famantarana maro tamin'alalan'ireo Apostoly"

Ireo rehetra nino dia niangona

Ireo mety ho dikany 1) "Izy rehetra dia nino ilay zavatra mitovy"na 2) "" Ny rehetra izay dia niangona teo amin'ny toerana mitovy."

nanana zavatra nitovy

"nifampizara izay ananany tamin'ireo hafa"

taniny sy ny fananany

"tany sy izay zavatra nananan'izy ireo"

nizara izany tamin'izy rehetra

ny teny "izy rehetra" dia manambara ireo vola izay azon'izy ireo tamin'ny famarotana ireo tany sy fananan'izy ireo. DH: "nizara ireo tombony tamin'ny rehetra"

arak'izay nilain'ny tsirairay avy

nizara ireo tombony izay azon'izy ireo tamin'ny famarotana ny tany sy fananan'izy ireo hoan'ireo mpino izay mila izany.