plt_tn/act/02/29.md

985 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny teniny izay natombony tao amin'ny 1:15 tamin'ireo Jiosy nanodidina azy sy ireo mpino hafa tao Jerosalema i Petera.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 29 sy 30 ny teny "izy" dia maneho an'Davida.

Rahalahy

"namana Jiosy"

efa maty izy no nalevina

Azo hadika ko hoe: "maty izy ary nalevin'ireo olona"

efa nanao fianianana taminy fa izay hateraky ny kibony no hipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany

"Andriamanitra dia hametraka iray amin'ireo taranak'i Davida eo amin'ny seza fiandrianana" DH: "Andriamanitra dia hametraka iray amin'ireo taranak'i Davida mba ho mpanjaka hisolo toerana an'Davida"

Efa hitany izany

"Efa fantany mialohan'ny hitrangany izany." Nampiasa izany fiteny izany i Petera mba hiresahana ny fahafantarana mialoha tahaka ny hoe efa hita tany aloha izany.

izy tsy navela tao amin'ny fiainan-tsy hita

DH: "Andriamanitra dia tsy namela Azy any amin'ny fiainana tsy hita"