plt_tn/act/01/24.md

1.5 KiB

Nivavaka izy ireo ary niteny

Eto ny teny hoe "Izy ireo" dia manambara ireo mpino fa io dia mety hoe iray tamin'ireo Apostoly izay niteny ireo teny ireo. DH: "Ireo mpino dia niaraka nivavaka ary iray tamin'ireo Apostoly niteny niteny hoe: "

"Ianao, ry Tompo, no mahalala ireo fon'ny olona

Eto ny teny hoe "ireo fo" dia manambara ireo eritreritra sy ireo antony. DH: "Ianao, ry Tompo dia mahafantatra ireo antony sy eritreritrin'ny tsirairay.

mba haka ny toerana ato amin' izao asa fanompoana izao sy ny maha Apostoly

Eto ny teny hoe "maha Apostoly"dia mamaritra izay karazanan'ny hoe "asa fanompoana" inona izany. DH: "Mba haka ny toeran'i Jodasy amin'ny asa fanompoana apostolika" na "haka ny toeran'i Jodasy amin'ny fanompoana amin'ny maha Apostoly"

nohon' ny fandikan-dalàna izay nataon' i Jodasy

Ny teny "fandikan-dalàna" eto dia midika fa i Jodasy dia nivadika na nanajanona ny fanaovana izany asa fanompoana izany. DH: "izay novadihan'i Jodasy"

handeha ho any amin' ny toerany manokana

Io fehezanteny io dia manambara nty fahafatesan'i Jodasy sy ny mety ho fitsarana azy taorian'ny fahafatesana. DH: "handeha any amin'izay niavihany"

Izy ireo dia niloka ho azy ireo

Ireo Apostoly dia niloka mba hifidianana amin'i Josefa sy Matia.

Izy ireo dia niloka ho azy ireo

Ary dia fantatra fa i Matia ilay iray izay hisolo toerana an'i Jodasy.

voaisa ho Apostoly iraika ambin' ny folo izy.

DH: "ireo mpino dia nandray azy ho isan'ireo Apostoly miaraka amin'ireo iraika ambin'ny folo