plt_tn/act/01/20.md

812 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ao amin'ny andininy faha 17 i Petera dia nanohy niteny tamin'ireo mpino izay nanomboka tao amin'ny 1:15

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Izany dia nifototra tamin'ny toe-javatra nisy an'i Jodasy izay nazavain'i Petera dia namerina niantso Salamon'i Davida roa izay nisy nifandraisana tamin'ilay voina izy. Ny fanambarana dia nifarana teo amin'ny fiafaran'ilay andininy

Fa efa voasoratra ao amin' ny Bokin'ny Salamo

DH: "Fa i Davida dia nanoratra tao amin'ny bokin'ny Salamo"

Avelao ho lao ny sahany, ary aza avela na dia olona iray aza hipetraka ao

Ireo fehezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany amin'ny famerenana ilay foto-kevitra amin'ny alalan'ny teny hafa

ho lao

ho lasa tany ngazana