forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
734 B
Markdown
24 lines
734 B
Markdown
# Ny Soratra Masina rehetra dia avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra
|
|
|
|
"Ny soratra masina rehetra dia bitsik'Andriamanitra." Izany dia midika fa Andriamanitra dia nanao ny soratra masina tamin'ny alalan'ny Fanahy izay manoro ny olona izay tokony ho soratana. Azo atao hoe DH: "Andriamanitra nilaza ny soratra masina rehetra tamin'ny alalan'ny Fanahiny"
|
|
|
|
# Izany dia tombony
|
|
|
|
"tena ilaina izany" na "ahazoana tombony izany"
|
|
|
|
# ho an'ny fanitsiana
|
|
|
|
"fanitsiana ireo diso"
|
|
|
|
# ho an'ny fampiofanana amin'ny fahamarinana
|
|
|
|
"ho fampianarana ny olona mba ho marina"
|
|
|
|
# ny lehilahin'Andriamanitra
|
|
|
|
Ilazana ny mpino ao amin'Andriamanitra na lahy na vavy io. DH: "ireo mpino rehetra"
|
|
|
|
# hahay tsara, sy ho voaomana
|
|
|
|
"mba ho vonona tanteraka"
|