plt_tn/2sa/24/13.md

8 lines
295 B
Markdown

# Ao anaty fikorontanana tanteraka aho
"Anaty fikorontanana be aho"
# Aoka isika ho lavo eo an-tanan'i Yaveh toy izay eo an-tanan'ny olona, satria tena lehibe ny famindram-pony
Eto ny hoe "tanana'' dia manondro ny fahefana sy fifehezana. DH: "Aoka i Yaveh fa tsy ny olona no hanafay antsika"