plt_tn/2sa/23/15.md

543 B

namakivaky ny tafiky

"niady teny amin'ny lalan'izy ireo namakivaky ny tafiky ny fahavalo"

Tokony hisotro ny ràn'ireo lehilahy izay nanao sorona ny ainy ve aho?

Ampitahain'i Davida amin'ny rano ny rà satria nanao sorona ny ain'izy ireo mba hitondra ny rano ho azy ireo lehilahy. Mampiasa io fanontaniana io izy mba hanindriana izany. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Ny fisotroana io rano io dia tahaka ny hoe fisotroana ny ràn'ireo lehilahy izay nanao sorona ny ainy mba hitondrana izany ho ahy."