plt_tn/2sa/22/40.md

665 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

Nametraka hery tao amiko toy ny fehinkibo ho amin'ny ady Ianao

Eto ny hery izay omen'i Yaveh dia ampitahaina amin'ny fehinkibo ho amin'ny ady izay namela an'i Davida hanao zavatra mahery.

nametraka ireo izay nitsangana hanohitra ahy teo ambaniko Ianao

"nanampy ahy handresy ireo izay niady tamiko Ianao"

ny hatok'ireo fahavaloko

Ireo mety ho heviny dia 1) Ny fahitan'i Davida ny hatoky ny fahavalo tahaka ny hoe nandositra izy ireo na 2) Ny fametrahan'i Davida ny tongony eo amin'ny hatoky ny fahavalony tao aorian'ny nandreseny azy.

nandringana

"noravaiko tanteraka"