plt_tn/2sa/22/34.md

16 lines
542 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.
# Manafaingana ny tongotro tahaka ny diera Izy ary mametraka ahy eny amin'ny havoana avo
Eto ny tongotr'i Davida dia ampitahaina amin'ny an'ny diera ary ampiasana itatra izany. Manome hery an'i Davida mba handeha faingana sy hanome toerana voaaro hiarovana sy hitsaharana ho azy i Yaveh.
# ny tanako...sy ny sandriko
Ireo dia samy manondro an'i Davida.
# hamoritra tsipìka varahina
Ny lehilahy matanjaka ihany no afaka mampiasa tsipìka vita amin'ny vy.