plt_tn/2sa/22/26.md

320 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

mivadika amin'ireo ratsy fanahy Ianao

Eto ny hoe "mivadika" dia midika hoe fetsy, ary ny hoe "mpiolakolaka" dia midika hoe miala amin'ny tsara sy marina. Io dia midika fa hendry amin'ny fanasaziany ny olona ratsy fanahy Andriamanitra.