plt_tn/2sa/22/22.md

385 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny hirany ho an'i Yaveh i Davida.

Fa efa nitandrina ireo lalan'i Yaveh aho

Eto ny hoe "lalan'i Yaveh" dia manondro fa tian'i Yaveh hanao zavatra tokoa ny vahoakany. Io dia midika fa efa nanao izay nandidian'i Yaveh izy.

efa teo anoloako

Io dia midika hoe mamaky sy mihevitra ny momba ireo didin'Andriamanitra tsy tapaka i Davida.