plt_tn/2sa/22/03.md

562 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.

Andriamanitra no vatolampiko...Izy no fiarovako, ilay tandroky ny famonjena ahy, fiarovana mafy ho ahy

Ireo sarinteny rehetra ireo dia famantarana ny hery sy fahefan'Andriamanitra. Ireo dia manindry ny fahafahan'Andriamanitra miaro sy mamonjy ny vahoakany.

izay mendrika ny ho deraina

DH: "izay mendrika ny handray fiderana"

ho avotra amin'ireo fahavaloko aho

DH: "hamonjy ahy amin'ireo fahavaloko Izy"