forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# nita an'i Gilgala
|
|
|
|
Nita ny Renirano Jordana izy ireo. Ireo teny tsy ao dia azo ampiana. DH: "niampita ny renirano ho any Gilgala"
|
|
|
|
# Kimama
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 19:37 ihany io anarana io.
|
|
|
|
# Ny tafik'i Joda rehetra dia nitondra ny mpanjaka niampita, ary koa ny antsasa-tafiky ny Israely
|
|
|
|
"Nitondra ny mpanjaka hiampita ny tafik'i Joda rehetra sy ny antsasaky ny tafik'i Israely"
|
|
|
|
# nitondra ny mpanjaka niampita
|
|
|
|
Nita ny Renirano Jordana niaraka tamin'ny mpanjaka izy ireo. DH: "nanatitra ny mpanjaka hiampita"
|
|
|
|
# Nahoana ireo rahalahintsika, ireo lehilahin'i Joda...lehilahin'i Davida rehetra niaraka taminy?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io ireo lehilahin'ny Israely mba hanehoana fa nahatsapa ho nivadihan'ny vahoakan'ny Joda izy ireo. Io fanontaniana io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Tsy mety raha ny rahalahintsika, ireo lehilahin'i Joda, izay tsy nanohana anao amin'ny maha-mpanjaka anao, no nahazo tombony tamin'ny fitondrana anao sy ny fianakavianao niverina nita ny Renirano Jordana."
|
|
|
|
# no nangalatra anao
|
|
|
|
Ireo lehilahin'ny Israely dia miresaka ny fomba nanateran'ireo lehilahin'i Joda ny mpanjaka nita ny renirano toy ny hoe zavatra izay nangalarin'izy ireo izay tsy azy ireo izy. DH: "naka anao niala teto aminay" (UDB)
|
|
|
|
# ny Jordana
|
|
|
|
ny Renirano Jordana
|