plt_tn/2sa/18/03.md

821 B

antsasakay

Ny teny hoe "antsasany" dia manondro ny iray niala tamin'ny andiany mitovy.

ianao dia mendrika ny iray alina aminay

Io dia midika fa ny tafika fahavalo dia mihevitra fa ny famonoana an'i Davida dia mendrika kokoa noho ny famonoana lehilahy 10.000 hafa. Ny isa 10.000 eto dia itatra nampiasaina mba hanindriana isan'olona tena maro an'isa. DH: "Aleon'izy ireo mamono anao toy izay mamono 10.000 aminay" na "ny famonoana anao dia mendrika kokoa ho azy ireo noho ny famonoana ny maro an'isa aminay"

iray alina

"10.000"

raha vonona hanampy anay avy aty amin'ny tanàna ianao

Afaka manampy azy ireo avy ao amin'ny tanàna amin'ny fanoroana hevitra azy ireo sy fanirahana lehilahy mba hanampy azy ireo. Io dia afaka ambara mazava. DH: "fa hijanona eto an-tanàna ianao ary handefa fanampiana ho anay"