plt_tn/2sa/16/22.md

1.1 KiB

namelatra

"nanangana"

teo an-tampon'ny lapa izy ireo, ka niara-nandry... ireo vady andevon'ny rainy teo imason'Israely rehetra i Absaloma

Izany dia midika fa afaka mahita ny lay sy i Absaloma miditra sy mivoaka ao amin'ny lay miaraka amin'ny vehivavy ny vahoaka. Ny andianteny hoe "Israely rehetra" dia itatra, fa ny olona akaiky ny lapa irery ihany no afaka mahita izany. DH: "ny tampon'ny lapa izay ahafahan'ny olona mahita izany, ary i Absaloma niara-nandry...ireo vady"

Ary ilay torohevitra izay nomen'i Ahitofela...dia toy ny hoe ren'olona

Eto ny mpanoratra dia mampitaha fa mahatoky lavitra ny torohevitr'i Ahitofela noho ny fahatokian'izy ireo ny torohevitr'Andriamanitra mivantana ny vahoaka. DH: "Ary nahatoly ny torohevitr'i Ahitofela tamin'izany andro izany tahaka ny nahatokian'izy ireo izany raha tonga"

ren'olona avy tamin'ny vavan'Andriamanitra mihitsy

Eto ny vavan'Andriamanitra dia manambara ny tenany ary manindry ny fiteniny. DH: "toy ny hoe nilaza izany tamin'ny vavany mihitsy Andriamanitra" na "nisy olona nahita izany tamin'ny alalan'Andriamanitra mihitsy"

fahitana

"nahatakatra" na "nanaiky"