plt_tn/2sa/16/19.md

403 B

Iza ihany koa, no olona tokony ho tompoiko? Tsy tokony hanompo eo amin'ny fanatrehan'ny zanany lahy ve aho?

Mametraka io fanontaniana fampisainana io i Hosay mba hanindriana fa te hanompo an'i Absaloma izy. Afaka soratana ho fanambarana izany. DH: "Tokony hanompo ny zanak'i Davida irery ihany aho, ka hanompo eo anatrehany aho noho izany." na "Tokony hanompo anao aho, satria zanak'i Davida ianao."