plt_tn/2sa/15/24.md

420 B

Raha mahita fitia eo imason'i Yaveh aho

Eto ny hoe "imason'i Yaveh" dia manondro ny eritreritr'i Yaveh sy ny heviny. Raha "mahita fitia" amin'ny olona ianao dia midika izany fa mankasitraka anao izy ireo. DH: "Ankasitrahin'i Yaveh aho"

honenany

"izay misy ny fanatrehany". Ny fiaran'ny fanekena dia mampiseho ny fanatrehan'i Yaveh. Io dia manondro ny toerana izay misy ny fiara. DH: "izay hitazonana izany" (UDB)