plt_tn/2sa/15/19.md

996 B

Itahy

Io dia anaran-dehilahy.

Gatita

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 6:10 ihany io anarana vondron'olona io.

Nahoana ianao no handeha hiaraka aminay?

Io fanontaniana fampisainana io dia milaza fa tsy nangataka azy ireo mba handeha hiaraka aminy ny mpanjaka. Io fanontaniana io dia afaka soratana ho fanambarana. DH: "Tsy tokony nandeha niaraka taminay ianao"

nahoana aho no tokony hamela anao hirenireny hiaraka aminay?

Io fanontaniana fampisainana io dia manindry fa tsy tian'i Davida handeha i Itahy. Io fanontaniana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy te hampirenireny anao manodidina anay aho".

Satria vao niala omaly ianao

Io dia itatra nampiasaina mba hanindriana. Nipetraka tao nandritra ny taona vitsivitsy i Itahy Gatita. DH: "Satria nipetraka teto vao fotoana fohy monja ianao"

Hiaraka aminao anie ny fahitsiana sy ny fahatokiana

Io dia tso-drano izay nomen'i Davida azy. DH: "Enga anie hahatoky sy tsy hivadika aminao mandrakariva i Yaveh"