plt_tn/2sa/15/01.md

494 B

Ary

Io teny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.

niaraka tamin'ny lehilahy dimampolo mba hialoha azy

Ireo lehilahy ireo dia hihazakazaka eo alohan'ny kalesy mba hanome voninahitra an'i Absaloma. DH: "niaraka tamin'ny lehilahy dimampolo mba hiazakazaka eo alohany mba hanome voninahitra azy"

ny mpanomponao

Rehefa hamaly an'i Absaloma ny olona iray dia manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana fanajana an'i Absaloma.