forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
# Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Joaba
|
|
|
|
Io dia manazava fa efa nitondra an'i Joaba teo anatrehany ny mpanjaka mba ahafahany miresaka aminy. Ny tena hevitr'izany dia afaka azavaina. DH: "Dia nampiantso an'i Joaba ny mpanjaka ka niteny taminy" (UDB)
|
|
|
|
# Indro ary
|
|
|
|
Io dia fomba fiteny. Io dia andianteny nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona amin'izay lazaina manaraka. DH: "Henoy"
|
|
|
|
# izany zavatra izany
|
|
|
|
Io dia manondro izay tian'i Joaba ataon'ny mpanjaka. Ny tena hevitr'io fanambarana io dia afaka azavaina. DH: "izay tianao hataoko"
|
|
|
|
# Joaba dia nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany
|
|
|
|
Nanao izany i Joaba mba hanomezam-boninahitra ny mpanjaka sy hanehoana ny fankasitrahany.
|
|
|
|
# ny mpanomponao
|
|
|
|
Mba hanehoana fanajana ny mpanjaka dia manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Joaba."
|
|
|
|
# nahita sitraka teo imasonao aho
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "nahita sitraka" dia fombba fiteny izay midika hoe ankasitrahin'olona. Ny teny hoe "imaso" dia sarinteny izay manondro izay eritreretin'ny mpanjaka. DH: "ankasitrahinao aho" (UDB) na "efa nankasitraka ahy ianao"
|
|
|
|
# amin'ny fanatanterahan'ny mpanjaka
|
|
|
|
"satria ny mpanjaka"
|
|
|
|
# fanatanterahan'ny mpanjaka ny fangatahan'ny mpanompony
|
|
|
|
"efa nanao izay nasiako nataonao ianao"
|