plt_tn/2sa/14/01.md

20 lines
665 B
Markdown

# Ary
Io teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny tantara. Eto ny mpanoratra dia milaza ny momba ny olona iray ao anatin'ny tantara.
# nahafantatra
Io dia midika fa fantatr'i Joaba sy takany izay noeritreretin'i Davida.
# nandefa teny ho any Tekoa i Joaba ary nitondra vehivavy hendry ho azy
Izany dia midika fa nandefa olona hitondra hafatra ho any Tekoa ary hitondra ilay vehivavy hiverina any aminy i Joaba. DH: "nandefa olona hitondra sy hitondra vehivavy hendry ho azy any Tekoa"
# Tekoa
Io dia anaran-toerana.
# ny maty
Io dia manondro olona izay maty, fa tsy fatin'olona amin'ny ankapobeny. DH: "olona izay maty"