plt_tn/2sa/13/03.md

549 B

Jonadaba ny anarany zanaka lahin'i Simea, rahalahin'i Davida

Ireo dia anaran-dehilahy. Simea dia rahalahin'i Davida.

fetsy

mamitaka

ketraka

anatin'ny fihetsem-po tena tsy faly mihitsy

Tsy hiteny amiko ve ianao?

Ny teny tsy ao dia mety ampiana amin'io fanontaniana io. Io fanontaniana fampisainana io ihany koa dia fangatahana amin'i Jonadaba mba hilaza aminy hoe nahoana izy no ketraka. Io dia mety soratana ho fanambarana. DH: "Tsy hilaza amiko ny antony mahaketraka anao ve ianao?" na "Mba lazao ahy re ny antony mahaketraka anao."