plt_tn/2sa/09/07.md

1004 B

ho an'i Jonatana nohon'ny amin'ny rainao

"satria tiako ny rainao, dia i Jonatana"

hihinana eo an-databatro mandrakariva ianao

Eto ny hoe "latabatra" dia manambara ny fiarahana amin'i Davida na hoe eo anatrehany. Ny fihinanana miaraka amin'ny mpanjaka eo an-databany dia tena voninahitra lehibe tokoa. DH: "hihinana miaraka amiko mandrakariva ianao"

Inona ity mpanomponao, no tokony hijery amin-tsitraka amboa maty tahaka ahy ianao?

Io fanontaniana fampisainana io dia maneho fa takatr'i Mefiboseta fa tsy dia manan-danja loatra ny ho karakarain'ny mpanjaka izy. Io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Tahaka ny alika maty aho. Tsy mendrika ho anao ny ho tsara fanahy amiko".

amboa maty tahaka

Eto i Mefiboseta dia manambara ny taranak'i Saoly, ary mampitaha ny tenany amin'ny "amboa maty" izy. Ny amboa dia biby mirenireny, tsy karakaraina, ary tsy dia misy dikany. Ny amboa maty dia heverina fa tsy misy dikany mihitsy aza. DH: "olona tahaka ahy izay tsy mendrika tahaka ny amboa maty"