plt_tn/2sa/08/11.md

8 lines
217 B
Markdown

# entana rehetra voaroba
Ireo dia zavatra sarobidy izay nalain'ireo miaramila tamin'ny vahoaka resin'izy ireo.
# Hadadezera zanak'i Rehoba, mpanjakan'i Zoba
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:3 ireo anarana ireo