plt_tn/2sa/07/01.md

998 B

Rehefa

Io andianteny io eto dia manamarika ny fiatombohan'ny fizarana vaovao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia aoka hampiasainao eto izany.

nanome fitsaharana azy tamin'ireo fahavalony manodidina azy rehetra

"nanome fiarovana azy amin'ireo fahavalo manodidina azy rehetra." Eto ny hoe "fitsaharana" dia anarana. DH: "nahatonga ny vondron'ny vahoaka fahavalo hanatsahatra ny fanafihana ny Israely"

mipetraka amin'ny trano sedara aho

Ny sedara dia karazana hazo izay fantatra amin'ny tanjany. Raha misy mitovitovy karazana amin'izany hazo izany amin'ny fomba any aminao, dia ampiasao izany anarana izany, raha tsy, dia afaka manova izany teny izany ianao. DH: "Mipetraka ao amin'ny trano mahery, sy maharitra aho"

ny fiaran'Andriamanitra kosa mijanona ao afovoan'ny lay

Ny lay dia fitoerana vonjimaika. Raha tsy manana lay ny fombanao, dia afaka manome teny hafa ho an'izany ianao. DH: "nitoetra tao amin'ny toerana vonjimaika ny fiaran'Andriamanitra"