plt_tn/2sa/05/22.md

312 B

niakatra indray ireo Filistina

''Niakatra" izy ireo satria nipetraka tamin'ny ambany kokoa noho ny fiarovana mafin'i Davida ireo Filistina.

Lohasahan'I Refaima

Io dia anaran-toerana.

hazo balsama

Ny "balsama" dia karazana hazo, ary ny "hazo" dia manoritsoritra ny hazona balsama betsaka miara-maniry.