plt_tn/2sa/05/08.md

444 B

Davida nilaza hoe: "Ireo izay manafika ny Jebosita

Miresaka amin'ireo miaramilany i Davida. DH: "Hoy i Davida tamin'ireo miaramilany: "Ireo izay te hamongotra ny vahoaka Jebosy" (UDB)

Ny jamba sy ny mandringa'

Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro ny vahoaka izay tena mandringa sy jamba na 2) io dia sarinteny izay miresaka momba ireo Jebosita ao amin'ny tanànan'i Jerosalema toy ny hoe malemy sy manan-kilema avokoa izy rehetra.