plt_tn/2sa/03/35.md

562 B

Tonga nampisakafo an'i Davida ny olona rehetra

Io fanitarana iniana io dia nampiasaina mba hanehoana fa te hikarakara an'i Davida tao anatin'ny alahelony ny firenen'i Israely. DH: "Vahoaka maro no tonga"

Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, ary mihoatra aza, raha

Io dia endrika voady mafy tamin'izany fotoana izany. Mangataka amin'Andriamanitra mba hitsara azy mafy i Davida raha mihinana na inona na inona alohan'ny filentehan'ny masoandro izy. Mety misy fomba hilazana voady ny fiteninao. DH: "Mangataka amin'Andriamanitra aho mba hanasazy ahy raha"