plt_tn/2sa/01/23.md

647 B

tsy nosarahina izy ireo tamin'ny fahafatesan'izy ireo

Ny andianteny hoe "tsy nosarahina'' dia nampiasaina mba hanindriana fa niaraka foana izy ireo. DH: "na dia maty aza dia niaraka izy ireo"

Malaika noho ny voromahery izy ireo, natanjaka noho ny liona

I Saoly sy i Jonatana dia resahina toy ny hoe mailaka noho ny voromahery ary matanjaka noho ny liona.

izay nampitafy jaky mena sy firavaka anareo, ary izay nametaka firavaka volamena teo amin'ny akanjonareo

"izay nanome akanjo tsara sy firavaka anareo". Ireo andianteny roa ireo dia mitovy ihany ny dikany izay manoritsoritra ny fanomezana ireo vehivavy akanjo lafo vidy, manintona.