plt_tn/2pe/03/08.md

585 B

Aoka tsy ho adinoinareo

"Tsy tokony tsy ho takatrareo izany" na "aza atao mandalo fotsiny izany."

Ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona

"Fa avy amin'ny fomba fijerin'ny Tompo, ny indray andro dia toy ny arivo taona."

Ny Tompo dia tsy ela amin'ny fanatanterahana ireo fampanantenany

"Ny Tompo dia tsy ela amin'ny fanatanterahana ireo teny fikasany."

Araka izay lazain'ny sasany ho fahelany

Ny olona sasany dia mihevitra fa ny Tompo dia ela amin'ny fanatanterahana ireo fampanantenany satria ny fomba fijeriny ny fotoana dia tsy mitovy ny an'Andriamanitra.