plt_tn/2ki/25/06.md

486 B

Ribla

Anaran-toerana izany.

nitsara azy

"nanapa-kevitra ny fomba hanasaziana azy" (jereo ny UDB)

novonoin'izy ireo teo imasony ireo

Ny hoe "imaso" dia fibangoan-teny ilazana ireo olona manontolo. DH: "Noteren'izy ireo hijery azy ireo eo am-pamonoana ireo zanany i Zedekia mpanjaka"

nopotsiriny ny masony

"Nesorin'i Nebokadnezara ny mason'i Zedekia." Azonao atao ny mandika izany amin'ny fomba fiteninao mba hahazoan'ny mpamaky fa nisy olona hafa nanampy azy nanao izany.