plt_tn/2ki/24/10.md

570 B

ary i Joiakina mpanjakan'i Joda nankany amin'ny mpanjakan'i Babylona, izy, ny reniny, ireo mpanompony, ireo andriany, ary ireo manam-pahefany

Azonao azavaina ny antony nihaonan'i Joiakima tamin'i Nebokadnezara. DH: "Joiakima mpanjakan'i Joda, ny reniny, ireo mpanompony, ireo andriany, ary ireo manampahefany dia nivoaka tany amin'izay nisy an'ny mpanjakan'i Babylona, mba hilefitra aminy"

Nisambotra azy ny mpanjakan'i Babylona tamin'ny taona fahavalo nanjakany.

"Rehefa nanjaka nandritra ny valo taona ny mpanjakan'i Babylona, dia nisambotra an'i Joiakima izy"