plt_tn/2ki/23/06.md

467 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fitantarana izay navalin'i Josia Mpanjaka ny hafatra avy tamin'i Yaveh.

Namoaka ... izy, nadoro izany ... Notorotoroiny ... ka nariany ... Nodioviny

Ny hoe "izy" eto manondro an'i Josoa, tsara kokoa raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josoa nanao izany.

nanenonan'ireo vehivavy fitafiana

"nanjairan'ireo vehivavy akanjo"