plt_tn/2ki/22/06.md

993 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny hafatra avy any amin'i Josia Mpanjaka ho an'i Hilika, mpisoronabe.

Aoka izy ireo hanome vola ... Fa tsy ho takiana amin'izy ireo ny antontan'ny vola, satria mampiasa izany am-pahitsiana izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpikarama misahana ny tranon'i Yaveh ao amin'ny 22:3.

ireo mpandrafitra, ireo mpanori-trano

Ireo mpikarama izay misahana ny tranon'i Yaveh ao amin'ny 22:3 ihany no tiana ho lazaina amin'ireo. Eto dia ireo mpikarama dia voazava amin'ny an-tsipiriany.

mpandrafitra

mpiasa manao ny fananganana amin'ny hazo.

tsy ho takiana amin'izy ireo ny antontan'ny vola, satria nampiasa izany tamin'ny fahitsiana izy ireo.

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy voatery nanao tatitra ny fomba nitantanan'izy ireo ny vola izay nomen'ireo mpiandry tempoly azy ireo mpikarama izay nisahana izany.

satria mampiasa izany tamin'ny fahamarinana izy ireo

"satria nampiasa izany tamin'ny fahitsiana izy ireo"