plt_tn/2ki/21/24.md

730 B

ny vahoakan'ny tany

Filazana amin'ny ankapobeny ihany izany. DH: "ny sasany tamin'ny vahoaka tany Joda"

nitetika hanohitra

"nanao drafitra ary niara-niasa mba hamelezana azy." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 21:21 izany.

moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda izany?

Napetraka izany fanontaniana fampisainana izany mba ho fanamafisana. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:22 izany. DH: "voasoratra ... Joda izany." na "Azonao atao ny mamaky izany ... Joda."

tao an-jaridainan'i Oza

Ireo mety ho heviny dia: 1) izany zaridaina izany tany aloha dia an'ilay olona nantsoina hoe Oza" na 2) "Zaridaina Oza." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 21:16 izany.