plt_tn/2ki/21/10.md

8 lines
554 B
Markdown

# tamin'ireo sampiny, noho izany i Yaveh, ilay Andriamanitr'i Israely, niteny izao: Indro
Mazava eto fa ireo mpaminany no mintantara ny zava-misy. Ny mety ho heviny iray hafa koa dia: Tahaka ny olona hafa no nilazan'i Yaveh ny tenany raha niteny izy hoe: "tamin'ireo sampiny, noho izany i Yaveh, ilay Andriamanitr'i Israely, niteny izao: Indro..."
# izay rehetra mandre izany, dia hangorintsina ny sofiny roa
Ny fahatsapana ara-batana eto dia sarinteny ilazana fihetseham-po izay aterak'izany. DH: "ireo izay mandre izay ataon'i Yaveh, dia ho tohina"